En continuant, vous acceptez notre Politique de confidentialité qui détaille comment vos données sont utilisées et sécurisées.
J'ai compris
Nous utilisons des cookies pour analyser l'utilisation de ce site par les visiteurs et vous offrir la meilleure navigation possible. Consultez ici notre politique de Cookies.
OK
Le plus grand mouvement citoyen mondial en ligne pour le changement

Communauté internationale: UE-MSE, GIS-M, PNUD: Madagascar: Non à la corruption de notre démocratie

Cette pétition doit être validée par la Communauté Avaaz avant publication
Communauté internationale: UE-MSE, GIS-M, PNUD: Madagascar: Non à la corruption de notre démocratie
  
  

 


Pourquoi c'est important

Malgré les mises en garde de la communauté internationale et la volonté des députés de l’opposition de mener un débat sur le fond, l’Assemblée Nationale malgache a voté, le 3 avril dernier, les textes de lois discriminatoires régissant les prochaines élections.

Ces lois visent clairement à écarter la candidature de certaines personnalités et notamment l’ancien président Ravalomanana considéré comme favori.

Les conditions autour desquelles s’est déroulé le vote, présentent de fortes suspicions de corruption témoignées par la presse et largement rapportées par les partis de l’opposition. Les députés ont saisi le Bureau indépendant de lutte anti-corruption (Bianco).

Les faits relatés ci-après compromettent gravement la tenue d’une élection démocratique, libre et transparente et contribuent à favoriser une crise pré et post électorale:
-La veille du vote, plusieurs députés acquis au régime HVM sont convoqués en conclave dans un grand hôtel à la périphérie d’Antananarivo, aux frais de l'État, pour une distribution d’argent liquide dans le but de s’assurer de leur vote;
-les lois votées sont en défaveur de l’inclusivité recommandée par la Communauté Internationale;
-le régime actuel de Hery Rajaonarimampianina, issu du régime putschiste, continue de bafouer toutes les règles démocratiques ainsi que les recommandations de la feuille de route pour la sortie de crise à Madagascar;
-la presse est régulièrement harcelée par le régime et plusieurs opposants sont traqués sur les réseaux sociaux dont certains sont même emprisonnés.
la SADC, en visite à Madagascar, a minimisé les réclamations de la société civile concernant le caractère anti-démocratique de ces lois électorales, de “querelles pré-électorales”;

Nous appelons la communauté internationale en général et particulièrement les garants de la feuille de route et des futures élections à Madagascar, à savoir la SADC et la Mission de suivi des élections, de revoir tout le dispositif du système électoral, notamment:
-garantir l’inclusivité pour les prochaines élections telle que le Parlement européen l’a préconisée dans sa Résolution en date du 16 novembre 2017 ;
-corriger l’organisation de la CENI afin de garantir sa neutralité avant les élections ;
-obliger tous les médias à observer strictement le principe de neutralité;
-réouvrir toutes les stations de radios et TV fermées après le coup d'Etat de 2009 ;
-garantir le respect de la liberté d'expression et celui des droits civiques et politiques de tous les citoyens.

---------Texte en malagasy
TARATASY MISOKATRA HO AN’NY VONDRONA IRAISAM-PIRENENA MPANARA-MASO SY MPIANTOKA NY FIFIDIANANA ETO MADAGASIKARA------------------------

MADAGASIKARA : Tsy ekena ny fanjakana manitsakitsaka ny lalàna fototry ny demokrasia

Na dia teo aza ny fampitandremana nataon’ny vondrona iraisam-pirenena sy ny fahavononan’ny solombavambahoaka mpanohitra, dia nolanian’ny antenimieram-pirenena ny 3 aprily lasa teo ireo fehezan-dalàna feno fanavakavahana izay hifehy ny fifidianana ho avy izao.

Ireo lalàna ireo dia natao hanilihana ny sasantsasany amin’ireo kandida, anisan’izany indrindra ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana izay heverina ho mpifaninana tena matanjaka.Tsy voahaja ny fepetra sy ny lamina mifehy nandritra io fandaniana lalàna io fa feno kolikoly avo lenta. Nanamafy sy nitsangana ho vavolombelon’izany ny mpanao gazety sy ireo solombavambahoaka amam-polony maro mpanohitra.

Nametra- pitoriana momba io raharaha io eny amin’ny BIANCO ireto farany noho izany. Raha araky ny zava-misy ankehitriny dia azo lazaina fa tsy ho tomombana izany fifidianana malalaka, mangarahara sy eken’ny rehetra izany. Mety hitarika korontana aza mialoha sy aorian’ny fifidianana:
- talohan’ilay fotoana nandaniana io lalam-pifidianana io dia novorian’ny fitondrana tao amina hotely iray lehibe ivelan’Antananarivo ireo solombavambahoaka amam-polony maro mpiray petsapetsa amin’ny fitondrana ireo. Nisy ny fizaram-bola mba hanamafisana ny tetika , ny fandaniana rehetra nandritr’io fivoriana io dia ny fanjakana no nandray an-tanana azy;
- ireo lalàna voafidy ireo dia tsy manaja ny fandraisan’ny malagasy rehetra anjara amin’ny fifidianana, araky ny takian’ny vondrona iraisam-pirenena;
- ny fanjakàna misy amin’izao fotoana izao, izay tarihan’i Hery Rajaomampianina, dia tohin’ny fanjakàn’ny mpanongana tamin’ny 2009 ihany, ary mbola manitsakitsaka hatrany ny sata fototry ny demokasia sy ny tondro zotra izay natao hialàna amin’ny fikatsoana lavareny eto Madagasikara;
- io fanjakana io dia tsy mitsahatra ny mandrahona ny haino aman-jery , manenjika ireo mpanohitra ary ny sasany aza migadra mihitsy;

raha nivahiny teto Madagasikara ny vondrona SADC dia namaivaniny ny fitarainana nataon’ny fikambanan’olontsotra maro na ‘’société civile ‘’ mikasika ny tsy maha-demokratika ireo lalàna ireo, ary novaliany hoe “ adiady kely mialoha ny fifidianana” fotsiny ny zava-nitranga.

Koa, amin’ny maha tompon’antoka anareo amin’ny tondro zotra ho an’i Madagasikara, indrindra ny fanatanterahana sy ny fanaraha-maso ny fifidianana eken’ny rehetra, dia miantso anareo vondrona iraisam-pirenena, indrindra ny SADC sy ny Iraka mpanara-maso ny fifidianana eto Madagasikara (Mission de suivi des élections à Madagascar), mba handray an-tanana mivantana izay rehetra mikasika ny fifidianana, indrindra:

- hiantoka ny tsy hisian’ny fanavakavahana amin’ny fifidianana ho avy izao araky ny nohamafisin’ny parlemanta erôpeanina tamin’ ny 16 novambra 2017;

- hametraka CENI vaovao, mahaleo tena, atokisan’ny vahoaka satria manome antoka fa tsy miandany mialoha amin’ny fitondrana;

- hanamafy fatratra sy hentitra amin’ny haino aman-jery ny fitsipika ny tsy fiandaniana amin’ny atsy na ny aroa;

- handidy ny fitondrana hanokatra ireo onjam-peo radio sy televiziona rehetra zay nohidina tamin’ny fanonganam-panjakana tamin’ny taona 2009;

- hiantoka ny fahafahana maneho hevitra sy ny fanajana ny zo-politikan’ny tsirairay.




Publiée Avril 19, 2018
Signalez cette page comme inappropriée
Cliquer pour copier: